Entry | 1 trosa |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Volan' olona any amin' ny tena mbola tsy maintsy haloa: Tsy mahaloa ny trosaho ianao ka hotoriko 8 Adidy tsy maintsy hatao na hotanterahina; zavatra tsy maintsy hatao; fankasitrahana: Anananao trosa aho tamin' ny namonjenao ahy. [1.1] |
Explanations in French |
9 dette, traite [1.13] |
Examples |
10 Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4#] 11 ary sao manantena hanana ka mahabe trosa. [2.346#34] 12 Ireo olona verin-trosa noho ny fahabankiona ka tsy mbola voaverin-jo; [2.114#] |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word trosa |
Article |
18 Randzavola: trosa ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 19 rotsa, satro-, trosa, tsora |
Updated on 2023/08/11 |