Entry | fitrosana (trosa) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively ny fitrosana fa mahatonga ny tena, araka ny filazan' ny olona hoe, "volan' olona mandehandeha" [1.1] | |
Anagrams | faritsona, fitrosana, fitsorana |
Updated on 2023/01/05 |