Entry | 1 trosaina |
Root | 2 trosa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy mba trosaiko ny ahy ny entana vidiko Samborina: Be loatra ny vola notrosain' io vehivavy io ha tsy voaveriny intsony |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word trosaina |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |