Entry | 1 fijerena |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna... Zavatra enti-mijery Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra |
Root | 4 jery |
Morphology |
|
Proverbs | 7 Proverbs containing the word fijerena |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |