|
|
|
|

Entry1  fijerena
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna...
Zavatra enti-mijery
Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary
Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra
Root  4  jery
Morphology 
5  Simple :
6  Prefixed :
Proverbs  7  Proverbs containing the word fijerena

Updated on 2024/12/11