Entry (1/3) | 1 jery |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa |
Explanations in English |
4 [1.7] a look |
Explanations in French |
5 [1.3#294, 1.8] regard 6 [1.3#294] coup d'oeil Figuré: attention, charité, commisération 7 [1.13] vue |
Examples |
8 Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa. [2.332#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 32 jery |
Part of speech | 33 noun |
Explanations in Malagasy |
34 [1.78] [Mahafaly, Sihanaka]
hevitra |
Entry (3/3) | 35 jery |
Part of speech | 36 noun |
Explanations in French |
37 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. |
Vocabulary |
38 Zoology: birds |
Synonyms | 39 sabery |
Anagrams | 40 |
Updated on 2025/01/21 |