|
|
|
|

Entry1  mijery
Root  2  jery
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Sihanaka] mihevitra
5  [1.1] Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany
Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao
Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao
Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra
Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava
Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra
Explanations in English  6  [1.7] to look at
Explanations in French  7  [1.8] regarder
Examples  8  Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  mila jery
Analogs  14  mitazana, mikandrana, mitanjo, manopy maso, mitsirika, manombana, mibandrina, mivandrina, mivandraka, mivandravandra, mibanjina
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word mijery

Updated on 2024/12/11