Entry |
mivandravandra
(vandravandra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijery amin' ny maso midiridiry feno hatezerana: Nivandravandra erý izy nijery ahy niteny azy Miharihary, miseho tsara: Mivandravandra izao ny ratsy nataonao [1.1]
|
Explanations in English | To be glassy-eyed; to glare, to look fierce [1.7]
|
Explanations in French | Avoir le regard menaçant [1.8]
|
Examples |
1 | Nivandravandra ahy izy mianaka.
[2.471]
|
2 | Vao nanomboka niteny Ravoahangy, dia nivandravandra ny miaramilam-potaka nijery azy.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
mivandravandra |
Past : |
nivandravandra |
Future : |
hivandravandra |
Imperative : |
mivandravandrà |
|
|
Entry |
mivandravandrà
(vandravandra)
|
Part of speech | imperative of active verb mivandravandra
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|