Entry |
mibanjina
(banjina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany [1.1]
|
Explanations in English | To stare at, to look intently at [1.2, 1.7]
|
Explanations in French | Contempler [1.3, 1.8]
|
| Regarder [1.3]
|
| Regarder fixement [1.8]
|
Examples |
1 | Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy.
[2.324]
|
2 | -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana.
[2.470]
|
|
Morphology |
Present : |
mibanjina |
Past : |
nibanjina |
Future : |
hibanjina |
Imperative : |
mibanjìna |
|
|
Entry |
mibanjìna
(banjina)
|
Part of speech | imperative of active verb mibanjina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|