Entry (1/2) | 1 mibanjina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mijery mifantoka sady maharitra: Tsy vizana izy nibanjina ny sarin-dreniny teo an-dohafandriany |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] to stare at, to look intently at |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] contempler 6 [1.3] regarder 7 [1.8] regarder fixement |
Examples |
8 [2.324] Dia lasa namoha ny varavarankely aho mantsy, ka io no tazako, ary toy ny maso nibanjina ahy no fijeriko azy. 9 [2.470] -- hoy izy nanenjan-katoka ka nibanjina ny renin' ny ankizy te am-pitsanganana. |
Root | 10 banjina |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 mibanjìna |
Part of speech | 16 imperative of active verb mibanjina [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Root | 19 banjina |
Anagrams | 20 ibanjinam, mibanjina, mibanjìna |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |