|
|
|
|

Entry (1/3)1  manombana
Root  2  tombana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza ny orana izay miseho ho toy ny efa ho avy amin' ny tselatselatra hita ery amin' ny vodilanitra lavitra [1.1]
Examples  5  Tselatra tahaka ny lanitra manombana amin' ny fahavaratra sisa atopan' ny afon-tseranana, hahalalana ny misy an' i Toamasina. [2.471]

Entry (2/3)6  manombana
Root  7  tombana
Part of speech  8  active verb
Explanations in Malagasy  9  Manondrotra ambony ny vidin-javatra iray mba hahazoana tombony ihany na efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Tsy manombana mihitsy aho fa ariary roa monja no azoko amin' izany
10  Maminavina: Tsy haiko ny manambana ny fatiantoka nihatra tamiko tamin' ny nahamay ny fiarakodiako sy ny entana tao anatiny
11  Manao ho zavatra: Mahay manombana ny soa natao azy io tovolahy io [1.1]
Explanations in English  12  to appraise, to estimate [1.7]
Explanations in French  13  évaluer, apprécier [1.8]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :

Entry (3/3)18  manombàna
Root  19  tombana
Part of speech  20  imperative of active verb manombana [Full list]
Explanations in French  21  [1.3]

Anagrams  22  anombanam, manombàna, manombana, namboanam

Updated on 2022/09/05