|
|
|
|

Entry (1/2)1  tombana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany.
Explanations in French  4  [1.3] les mottes de terre qu'on a soulevĂ©es en travaillant la terre
Examples  5  Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [2.472]
Compound words 

Entry (2/2)10  tombana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity?
Examples  13  Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [2.472]
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  22  abontam, antambo, tambano, tombana

Updated on 2023/06/17