|
|
|
|

Entry (1/3)1  fanombana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra
Root  4  omba

Entry (2/3)5  fanombana
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana
Root  8  tombana

Entry (3/3)9  fañombana
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Tambahoaka] fandoavana (sakafo, rano, ets.)

Anagrams  12  famboanan, fanombana, faƱombana

Updated on 2025/04/19