Entry | 1 tombanana |
Root | 2 tombana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Notombanany enim-polo io seza io, fa azoko dimy amby efapolo ihany [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ambontana, notambana, tambonana, tombanana |
Updated on 2023/01/20 |