|
|
|
|

Entry1  fanombanana
Root  2  tombana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanondrotana vidin-javatra ambony mba hahazoana tombony, na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra; faminavinàna; fanaovana ho zavatra
Explanations in French  5  [1.3#718] l'action d'évaluer, le motif
6  [1.13] évaluation
Examples  7  Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany. [2.606#]
8  Io olana momba ny fanombanana io ve marina koa ho an' ny fikambanan' ny mpiasa? [1.369#]
9  Sariadriaka endrika izany, manan-tsaina ary mahay ny asany araka ny fanombanana azy. [2.4#]
Compound words 

Updated on 2024/12/11