Entry | 1 jery atrika |
Elementary words | 2 jery, atrika |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana |
Explanations in French |
5 [1.13] garde-à-vous |
Vocabulary |
6 Military |
Updated on 2024/12/07 |