Entry | 1 tsianjery |
Elementary words | 2 tsy, jery |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao [1.1] |
Explanations in French |
5 récitation [1.13] |
Examples |
6 tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra! [2.532] 7 Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471] 8 Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina [2.470] |
Other spellings | 9 tsy |
Updated on 2023/04/03 |