|
|
|
|

Entry (1/2)1  fijery
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io
Examples  4  [2.59] Be no fijery io hofan-trano io;
5  [2.649] Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza
6  [2.606] Fomba fijery manana ny maha marina azy izay
7  [1.38] Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy
8  [4.27] Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona
Root  9  jery
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word fijery

Entry (2/2)19  fijery
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Bara] maso

Updated on 2025/02/02