Entry | 1 ajery |
Root | 2 jery |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy [1.1] |
Examples |
5 Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory. [2.4#] |
Morphology |
|
Proverbs | 10 Proverbs containing the word ajery |
Updated on 2023/01/19 |