|
|
|
|

Entry (1/3)1  alika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!.
Explanations in English  4  [1.2] Used also in contempt for a human being
Explanations in French  5  [1.3#22] cynique
6  [2.415] Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite
Derivatives 
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/3)10  alika
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina
Explanations in French  13  [1.3#22] l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat
Derivatives 
14  Names :
Synonyms  15  alikalika
Compound words 

Entry (3/3)17  alika
Part of speech  18  noun
Explanations in Malagasy  19  [1.1] Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy
Explanations in English  20  [1.2] a dog. See also amboa
21  [1.7] a dog
Explanations in French  22  [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13] chien
Vocabulary  23  Zoology: mammals
Morphology 
24  Simple :
Derivatives 
25  Active verbs :
26  Passive verbs :
27  Relative verbs :
28  Names :
29  Adjectives :
Analogs  30  amboa
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Titles  37  Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
Proverbs  38  Proverbs containing the word alika
Article  39  Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  40  alaik, alika, Ikala, ilaka, kalay, laika, lakai, liaka

Updated on 2025/02/02