Entry | 1 alikaina |
Root | 2 alika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory |
Explanations in English |
5 [1.2] to be abused, to be treated as if unworthy of respect. |
Morphology |
|
Anagrams | 10 alikaina, alikanay, ikaliana, ilaikana, laikaina, lakainay, nalaikay |
Updated on 2023/01/20 |