Entry | 1 ambaramaina |
Root | 2 ambara. maina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] teny enti-milaza zavatra maina tsy hita antony: vody volotsangana maina ifotony, hoditr' omby maina ho azy vary hanina atao fatra-maina tsisy ro na laoka: Tsy iatsako mihitsy ny ambaramaina fa toa mihisatra ao an-tendako ao fotsiny andrezatra, an-kery: Toa tadiavinao hatao ambaramaina fotsiny amin' izao izy izany |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word ambaramaina |
Updated on 2024/12/07 |