|
|
|
|

Entry (1/3)1  akata
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] bozaka [Taimoro]
4  [Tanala]
5  [Tanosy] ahitra [Bara]
6  [Tanala]
7  [Tanosy] karazan' ahitra: Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa (mitango) [Taimoro]
vilona [Bara]
forompotra : Mitaña akata raike dia koa janavalalan'amboa [Tanala]
8  [1.1] Lobolobona hazo madinika
Ambanivohitra lavitra: Very atỳ anaty akata atỳ izahay ka tsy mba mahita vaovao
9  [1.13] bozaka matevina mety hisy hazo madinidinika mahalankalana
Explanations in English  10  [1.2] a grass used for forage
Explanations in French  11  [1.13] savane arbustive
12  [1.196] Nom générique des herbes fourragères susceptibles d'être consommées en vert (équivalent de vilona en merina). [Sakalava]
 : mauvaises herbes croissant dans les rizières (= ahidratsy en merina). [Taisaka]
Examples  13  Nanao ady anaty akata izay tena nanahirana ny Frantsay Ingereza. [2.508#126]
14  Ny akata, karazana ravin-kazo mandady amin' ny tany, no ventin'ny sakafo fanome ny omby. [2.606#54]
Vocabulary  15  Botany
Analogs  16  ahitra, bozaka
Compound words 
Phytonyms 

Entry (2/3)19  akata
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  [1.1] vary akotry, izany hoe vary mbola ao anaty hodiny
Explanations in English  22  [1.2] [Provincial] rice in the husk
Explanations in French  23  [1.3] riz dans son enveloppe
Vocabulary  24  Botany
25  Economy: agriculture
Other spellings  26  akatatra

Entry (3/3)27  akata
Part of speech  28  noun
Explanations in Malagasy  29  [1.78] [Tambahoaka] akalana vay

Anagrams  30 

Updated on 2025/01/21