|
|
|
|

Entry1  bozaka aman' ahitra
Elementary words  2  bozaka, amana, ahitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
5  Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1]
Explanations in English  6  the common people, the multitude, the mob, the rabble [1.2]
7  worthless [1.7]
Explanations in French  8  sans valeur (se dit d'un individu) [1.8]

Updated on 2023/05/16