Entry (1/2) | 1 ahidrano |
Elementary words | 2 ahitra, rano |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78#2] [Tsimihety]
anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona 5 [1.1] ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary |
Explanations in English |
6 [1.2] The name of a grass much used as forage. |
Explanations in French |
7 [1.3] herbe qui pousse après la coupe du riz 8 [1.196] (de ahitra = herbe et rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae). |
Vocabulary |
9 Botany: grass |
Scientific name |
|
Entry (2/2) | 12 ahidrano |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.13] karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra 15 [1.1] karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo |
Explanations in French |
16 [1.13] algue |
Examples |
17 Ny fanafangaroana ahidrano amin'ny sakafo ihany koa dia manampy ioda ao anatiny. [2.424#] |
Vocabulary |
18 Botany: grass |
Analogs | 19 alga |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |