Entry | 1 ahidambo |
Elementary words | 2 ahitra, lambo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78#2] [Tsimihety]
anaram-bozaka manindrona amin' ny voniny rehefa antitra, sady manara-damba 5 [1.1] ahitra misy tsilotsilony |
Explanations in English |
6 [1.2] A grass with very sharp-pointed leaves. |
Explanations in French |
7 [1.3] herbe à piquants 8 [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'herbe. 9 [1.196] (de ahitra = herbe, et lambo = potamochère). Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). Voir ahedambo. [Tsimihety] 10 [Sakalava] |
Vocabulary |
11 Botany: grass |
Scientific name |
|
Anagrams | 13 |
Updated on 2025/01/21 |