Entry | 1 ahitrombilahy |
Elementary words | 2 ahitra, ombilahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany |
Explanations in French |
5 [1.196] (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux. [Betsileo]
6 [Sakalava] Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours. |
Vocabulary |
7 Botany: grass |
Scientific name |
|
Updated on 2024/12/08 |