Entry |
mihitsy
(hitsy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mihitsy |
Past : |
nihitsy |
Future : |
hihitsy |
Imperative : |
mihitsia |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mihitsy
(hitsy)
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [1.1]
|
Explanations in English | Indeed, absolutely [1.7]
|
Explanations in French | En vérité, assurément [1.3, 1.8]
|
| Directement [1.3]
|
Examples | Taitra mafy mihitsy aho.
[2.4]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|