Entry (1/2) | 1 mihitsy |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. |
Root | 4 hitsy |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 10 mihitsy |
Part of speech | 11 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao |
Explanations in English |
13 [1.7] indeed, absolutely |
Explanations in French |
14 [1.3, 1.8] en vérité, assurément 15 [1.3] directement |
Examples |
16 [2.4] Taitra mafy mihitsy aho. |
Root | 17 hitsy |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |