Entry | 1 sakeli-mihoa-joro |
Elementary words | 2 sakelika, mihoatra, zoro |
Part of speech | 3 locution |
Vocabulary |
4 Botany 5 Economy: agriculture |
Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza izay rehetra mihoatra ny tsy tokony hihoarany (ny zoro amin' ny trano kotona dia ny hazo atao amin' ny zoron-trano efatra, ka raha ny rindrina indray no mihoatra ireo zoro ireo dia hafahafa) [1.1] |
Explanations in French |
7 (de hoatra : action de dépasser, de franchir, et zoro : l'angle, la coupe après une taille) rejets, drageons servant à reproduire une plante [1.196] |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word sakeli-mihoa-joro |
Updated on 2024/08/13 |