|
|
|
|

Entry1  mihoatra
Root  2  hoatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra
Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto
Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena
Explanations in English  5  [1.7] to exceed; to be above; to pass on the road
Explanations in French  6  [1.8] excéder; surpasser
Examples  7  Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka [2.324]
8  Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21