|
|
|
|

Entry (1/2)1  manohana
Root  2  tohana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana
5  Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso?
6  Manampy, mamonjy [1.1]
Explanations in English  7  to support, to prop up [1.7]
Explanations in French  8  étayer, soutenir [1.8]
Examples  9  Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)15  manohàna
Root  16  tohana
Part of speech  17  imperative of active verb manohana [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]

Anagrams  19  anahonam, anohanam, anonaham, hamoanan, hamonana, hanomana, mahañona, manahòna, manahona, manohàna, manohana, namahoan, namaohan, namoahan, namohana, nanoaham

Updated on 2023/01/20