Entry | fanohanana (tohana) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanasiana tohana, zavatra hiaro tsy hirona: Ho sarotra ny fanohanana io tamboho io tsy hianjera Fanakanana, fanoherana: Saika hovidiko io tany io, saingy nisy nanao fanohanana Fanampiana, famonjena: Tsy vita itỳ sekoly itỳ raha tsy nisy ny fanohanan' ny zanaka am-pielezana [1.1] | |
Anagrams | fanahonana, fanohanana, fanonahana |
Updated on 2023/01/20 |