|
|
|
|

Entry (1/2)1  fefy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
Explanations in English  4  [1.2] a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
fefy vato: a stone wall
5  [1.7] a fence, an enclosure
Explanations in French  6  [1.8] clôture, haie
7  [1.196] (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager »
Examples  8  Ho voasazy ve izay mihoa-pefy? [4.27]
9  Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117]
10  Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529]
11  Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470]
Vocabulary  12  Botany
Morphology 
13  Simple :
14  Prefixed :
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Passive verbs :
17  Relative verbs :
18  Names :
19  Adjectives :
Analogs  20  vala, rova, tamboho, ampiantany tsivikinindahy, aro, kiady, manda
Compound words 

Entry (2/2)26  fefy
Part of speech  27  noun
Explanations in Malagasy  28  [1.1] Omby vonoina rehefa avy mandevina
Explanations in English  29  [1.2] the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy.
Morphology 
30  Simple :
31  Prefixed :
Synonyms  32  henampefy
Compound words 

Anagrams  34  fefy, fife

Updated on 2023/09/10