Entry | 1 rova |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Geography: monuments |
Explanations in Malagasy |
9 fonenan'ny mpanjaka [Taisaka]
[1.78] 10 Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha 11 Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [1.1] 12 fefy, bako [Bezanozano] [1.78] 13 tranom-borona (akoho, gisa) [Sihanaka] [1.78] 14 trano fitsarana [Tanosy] [1.78] |
Explanations in English |
15 a palisade; a fortified place [1.7] |
Explanations in French |
16 palissade, fortin, château-fort, palais [1.8] 17 (toute l'île). Palissade de bois spécialement traitée et taillée en pointe au sommet entourant la résidence d'un roi ou des hauts personnages du royaume. Plus spécialement aujourd'hui : le Palais de la Reine à Tananarive, monument historique. [1.196] |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Titles |
|
Proverbs | 22 Proverbs containing the word rova |
Illustrations |
|
Anagrams | 24 ravo, rova, varo- |
Updated on 2023/08/02 |