|
|
|
|

Entry1  manani-drova
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny mpangalatra na ny mpikomy ka miditra ny rova hamono ny mpanjaka -- ny diso fitondran-tena naka ny vadin' ny mpanjaka koa dia notondroina ho manani-drova fa tena heloka lehibe izany
Explanations in English  4  [1.2] To steal from the palace. One of the capital crimes.
Elementary words  5  mananika, rova

Anagrams  6  manani-drova, manaviandro

Updated on 2025/01/21