Entry |
mananika
(anika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra Manamy, mamely: Manani-bohitra Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [1.1]
|
Explanations in English | To climb up something, to ascend; to attack a town; Fig.: to attempt to do a difficult thing. [1.2]
|
Explanations in French | Grimper [1.13]
|
Examples |
1 | Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa!
[2.528]
|
2 | Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany.
[2.470]
|
3 | Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy.
[2.471]
|
|
Morphology |
Present : |
mananika |
Past : |
nananika |
Future : |
hananika |
Imperative : |
mananiha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mañanika
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka, Tambahoaka]
Mihanika [1.78]
|
| [Tambahoaka]
Mitanika, manao toaka [1.78]
|
|