Entry | 1 Anatirova |
Elementary words | 2 anaty, rova |
Part of speech | 3 name (toponym) |
Vocabulary |
4 Geography: monuments |
Examples |
5 Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova [2.508#499] 6 Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any [2.528#126] 7 Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437] 8 Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022] 9 Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649#1065] |
Tables and plates |
10 Full list |
Anagrams | 11 Anatirova, ivarotana |
Updated on 2024/10/20 |