|
|
|
|

Entry1  miaka-drova
Elementary words  2  miakatra, rova
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ny ady ifandirana tsy vitan' ny fokonolona sy ny sakaizambohitra no nantsoina tamin' izany, ka mandrakariva raharaha na ady lehibe toy ny mikasika ny fikomiana

Updated on 2023/08/02