Entry | 1 miakatra |
Root | 2 akatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miala amin' ny toerana ambany ka mandeha mankamin' ny avoavo kokoa: Hiakatra ho any ambony aho Mitombo: Miakatra ny vidim-bary amin' izao fotoana izao. / Niakatra indray halina ny hafanan' ny marary |
Explanations in English |
5 [1.2] to ascend, to go up, to mount up. 6 [1.7] to go up; to enter |
Explanations in French |
7 [1.8] monter; entrer |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word miakatra |
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |