|
|
|
|

Entry1  tsy midi-drova
Elementary words  2  tsy, miditra, rova
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina

Updated on 2024/12/07