|
|
|
|

Entry (1/2)1  miditra
Root  2  iditra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba
5  Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto
6  Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa
7  Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany
8  Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony
9  Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana [1.1]
Explanations in English  10  to enter, to go in. [1.2]
Explanations in French  11  entrer, pénétrer [1.13]
Examples  12  sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny. [2.470]
13  Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano. [2.48]
Morphology 
14  Present :
15  Past :
16  Future :
17  Imperative :
Analogs  18  mitsabaka, mitsofoka, mitsorofoka, mijoloka, miditra maninteraka, miborobaka, mitsopaka, mitsoropaka, mitsotaka, maninteraka, mandroso miroso, misosososo, mijolonjolona, misolontsolona, misoko, misovoka, mirotsaka, milatsaka, miroboka, mitsoboka, mitsabaka, manao tsobodranon-dramiangaly
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  24  Proverbs containing the word miditra

Entry (2/2)25  miditra
Root  26  ditra
Part of speech  27  active verb
Explanations in Malagasy  28  Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko [1.1]
Explanations in French  29  s'opiniâtrer, résister, ne pas céder [1.3]
Morphology 
30  Present :
31  Past :
32  Future :
33  Imperative :
Analogs  34  mitokona, mitokozihitra, mihenahena, mikiribiby, mitompo teny fantatra, mikitroka

Updated on 2023/05/31