Entry (1/2) | 1 mitokona |
Root | 2 tokona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto 5 Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina [1.1] |
Examples |
6 Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. [2.470] 7 Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. [2.471] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mitokòna |
Root | 13 tokona |
Part of speech | 14 imperative of active verb mitokona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Anagrams | 17 ikotonam, itokonam, manotoky, miantoko, mikotona, mitokona, mitokòna, nitokoam, notamiko, tomaniko |
Updated on 2023/01/20 |