Entry | 1 mitsofoka |
Root | 2 tsofoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miditra ao anatin' ny...: Nitsofoka tamin' io trano io izy 5 Misisika: Nitsofoka tao ampovoan' ny vahoaka ilay mpangalatra dia tsy hita intsony izay nalehany 6 Miditra, mitsabaka: Aza mba mitsofoka amin' io raharaha io ianao sao ho sahirana [1.1] 7 miditra lalina [1.13] |
Explanations in French |
8 pénétrer, s'introduire [1.13] |
Examples |
9 Tsy sahy nitsofoka elakela-trano loatra izahay roa lahy fa malaza ho tia tsatok' antsy ny Somaliana. [2.471] 10 Izay tsy te hanao izany, dia mitsofoka haingana any an-trano, na mandositra lavitra nylalana raha any an-tsaha. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mitsofoka |
Updated on 2023/01/20 |