Entry (1/2) | 1 tsofoka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Kianteny kely atsofoka na asisika ao anaty fototeny mba hanaovana sampanteny, ohatra -in- atsofoka ao aorian' ny f amin' ny teny hoe fidy dia ahazoana ny hoe finidy 4 [1.13] tsirinteny atsofoka ao anelanelan'ny fototeny ka mampihena na mampitombo ny heviny |
Explanations in French |
5 [1.12] Les principaux infixes qui entrent dans la composition des racines secondaires sont:
Autres infixes:
6 [1.13] infixe |
Examples |
7 Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643] |
Vocabulary |
8 Linguistics |
Synonyms | 9 sisika |
Analogs | 10 tovona, tovana, tsirinteny, tsirintenysaradroa |
Tables and plates |
11 All the affixes |
Entry (2/2) | 12 tsofoka |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Fidirana ao anatin' ny...; fandrosoana ho ao afovoan' ny... |
Explanations in French |
15 [1.13] encastrement |
Derivatives |
|
Anagrams | 21 |
Updated on 2025/01/21 |