Entry (1/2) | 1 tovana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fanampin-javatra ao ambany na eo aoriana; ny atohy na anampy amin' ny zavatra iray mba hahalava na hahafeno azy amin' ny ilana azy: Asio tovana io tady io fa fohy loatra 4 [1.13] fanampìn-javatra mampitombo ny halavana |
Explanations in English |
5 [1.7] an addition at the end |
Explanations in French |
6 [1.3#736] Ajoutage, ce qu’on ajoute en superposant, en allongeant, eu nouant 7 [1.13] rallonge 8 [1.8] rallonge: ce qu'on ajoute à la fin |
Examples |
9 Atolotra hodinihin' ny Vaomieram-pirenena misahana ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny famatsiam-bola ny fanaovana politika, ny kaontim-bola fampielezan-kevitra sy ny tovana samihafa mifandraika amin' izany. [4.27#2006/08/25] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 11 tovana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.13] tsirinteny ao aorian'ny fototeny |
Explanations in French |
14 [1.8, 1.13] suffixe 15 [1.66.fr#14] affixe |
Vocabulary |
16 Linguistics |
Derivatives |
|
Analogs | 18 tovona, tsirinteny, tsirintenysaradroa, tsofoka |
Tables and plates |
19 All the affixes |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |