Entry (1/2) | 1 fanovana |
Root | 2 ova |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika |
Explanations in French |
5 [1.13] conversion, commutation |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 fanovana |
Root | 14 tovana |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana |
Anagrams | 17 fanaovan, fañavona, fanoavan, fanovana |
Updated on 2023/09/04 |