|
|
|
|

Entry (1/2)1  tovona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fanampin-javatra eo ambony na eo anoloana; fanampin-javatra mba hahavo azy
Explanations in French  4  [1.3#737] ajoutage, addition
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Phytonyms 

Entry (2/2)11  tovona
Part of speech  12  noun
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Kian-teny kely atohy eo aorian' ny fototeny: Ny tovona "man" dia matetika midika hoe manao ~ Asiana tovana "ina" matetika ny fototeny dia tonga matoantenin' ny iharana, toy ny hoe: laza / lazaina
14  [1.13] tsirinteny fanao eo anoloan'ny fototeny
Explanations in French  15  [1.12] Les préfixes qu'on trouve dans la composition des racines secondaires sont nombreux; s'ils sont terminés par n, ils se combinent avec la racine primaire selon les règles de combination. Voici les préfixes qu'on rencontre le plus souvent:
an~ anjara, anjaika, ambadika
bo~ boraraka, borera, bosesika
fi~ filoha, firitsoka, fisoko
fo~ forehitra, foretsika, forofotra
ha~ hadio, harisika, harefo
>ka~ kanosa, kambavy, kanonta
ki~ kirazorazo, kifafa, kilalao
ko~ kodedika, kofehy, koletaka
mo~ mokoko
sa~ sabaka, safelika, sahato
san~ sangodina, sangazona, sampotina
tan~ tangorona, tamberina, tangazona
to~ tohenjy, toletsy, tokalo
tsin~ tsingerina, tsinjara, tsimbadika
vo~ vozezika, vozihitra
za~ zatovo, zalahy

16  [1.13] préfixe
17  [1.66.fr#14] affixe
Vocabulary  18  Linguistics
Analogs  19  tovana, tozana, fanampy, tamby, sanda, tovana, tsirinteny, tsirintenysaradroa, tsofoka
Compound words 
Proverbs  21  Proverbs containing the word tovona
Tables and plates  22  All the affixes

Anagrams  23 

Updated on 2025/01/21