Entry | 1 tsinjara |
Root | 2 zara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny |
Explanations in French |
5 [1.5#313] action de détailler, de partager en lot |
Examples |
6 Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany. [2.4#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/01/21 |