|
|
|
|

Entry1  tsinjara
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fizarana zavatra hitsitokotoko, fizarana zavatra efa voasaratsaraka
Fivarotan-javatra mitsipotinka fa tsy ambongadiny
Explanations in French  4  [1.5#313] action de détailler, de partager en lot
Examples  5  [2.4#] Sorena moa izany, sady vita teo koa ny karenjy, fa niverenana indray ny tsinjara siramamy sy ny fatra solitany.
Root  6  zara
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2025/03/30